-
Jeremia 51:59Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
59 Nomen’i Jeremia mpaminany baiko i Seraia zanak’i Neria,+ zanak’i Mahaseia, tamin’izy nankany Babylona niaraka tamin’i Zedekia mpanjakan’ny Joda, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Zedekia. Mpiandraikitra ny sakafon’ny miaramila io Seraia io.
-