FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Hataony fahirano ianao ka hohidiany ao amin’ny tanànanao* rehetra manerana ny taninao, mandra-pirodan’ny mandanao, dia ireo manda avo sy voaro mafy itokisanao. Hataony fahirano tokoa ianao ao amin’ny tanànanao rehetra manerana an’ilay tany omen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • 2 Mpanjaka 25:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, dia tonga hanafika an’i Jerosalema+ i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby teo akaikin’i Jerosalema izy, ka nanangana manda nanodidina azy.+

  • Jeremia 33:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Fa izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba an’ireo trano ato amin’ity tanàna ity sy ireo tranon’ny mpanjakan’ny Joda, izay noravana mba hiatrehana an’ireo fahavalo nanorina dongon-tany hanaovana fahirano sady nampiasa sabatra,+

  • Ezekiela 4:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ary ianao, ry zanak’olona, makà biriky dia apetraho eo anoloanao ilay izy. Asio sarin’ny tanànan’i Jerosalema eo an-tampony. 2 Dia ataovy fahirano izy io,+ ka manangàna manda+ sy dongon-tany* manodidina azy mba hanaovana fahirano azy.+ Manorena koa toby hanafihana azy, ary asio lohondry vy* manodidina azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara