Ezekiela 39:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy hafeniko amin’izy ireo intsony ny tarehiko,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
29 Tsy hafeniko amin’izy ireo intsony ny tarehiko,+ satria handatsaka ny fanahiko amin’ny taranak’Israely aho’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”