-
Salamo 87:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Malaza ho be voninahitra ianao, ry tanànan’ilay tena Andriamanitra!+ (Sela)
-
-
Ezekiela 43:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Dia hoy izy* tamiko:
“Ry zanak’olona, ity no toerana misy ny seza fiandrianako+ sady toerana ametrahako ny faladiako.+ Eto aho no hiara-monina mandrakizay amin’ny vahoakan’Israely.+ Tsy handoto ny anarako masina intsony ny taranak’Israely,+ dia izy sy ny mpanjakany, satria tsy hivaro-tena* amin’ny andriamanitra hafa na handoto ny anarako amin’ny fatin’ny mpanjakany intsony izy ireo.*
-