Salamo 85:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Efa namela ny fahadisoan’ny vahoakanao ianao;Navelanao* daholo ny fahotany.+ (Sela) Isaia 43:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izaho Ilay mikosoka ny fahadisoanao,*+ noho ny anarako,+Ka tsy hotsaroako ny fahotanao.+ Jeremia 31:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Mika 7:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao