Mika 7:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hilelaka vovoka hoatran’ny bibilava izy ireo,+Ary hangovitra toy ny biby mandady rehefa mivoaka avy ao amin’ny toerany voaro mafy. Hihorohoro izy ireo rehefa manatona an’i Jehovah Andriamanitsika,Ary hatahotra azy.”+
17 Hilelaka vovoka hoatran’ny bibilava izy ireo,+Ary hangovitra toy ny biby mandady rehefa mivoaka avy ao amin’ny toerany voaro mafy. Hihorohoro izy ireo rehefa manatona an’i Jehovah Andriamanitsika,Ary hatahotra azy.”+