15 Dia vita ilay manda tamin’ny andro faha-25 amin’ny volana Elola, izany hoe tao anatin’ny 52 andro.
16 Raha vao henon’ny fahavalonay rehetra izany sady hitan’ny firenena rehetra nanodidina anay, dia menatra be izy ireo.+ Dia fantany fa nanampy anay ny Andriamanitray matoa vitanay ilay asa.