4 “Amin’izany andro sy fotoana izany”, hoy i Jehovah, “dia hiara-tonga ny vahoakan’Israely sy ny vahoakan’i Joda.+ Sady handeha izy ireo no hitomany,+ ary hiara-mitady an’i Jehovah Andriamaniny.+
11 Hangonina ny vahoakan’i Joda sy ny vahoakan’Israely mba hiray hina,+ ka hifidy mpitondra iray hitarika azy izy ireo. Dia hiala ao amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela+ izany.