Zakaria 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tena tsara toetra mantsy izy,+Sady tena tsara tarehy. Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy,Ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+
17 Tena tsara toetra mantsy izy,+Sady tena tsara tarehy. Varimbazaha no hampahatanjaka ny tovolahy,Ary divay vaovao no hampahatanjaka ny virjiny.”+