Jeremia 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hokarakaraiko ianareo rehefa tapitra ny 70 taona ijanonanareo any Babylona,+ dia hotanterahiko ny fampanantenako, ka haveriko eto amin’ity toerana ity ianareo.’+
10 “Fa izao no lazain’i Jehovah: ‘Hokarakaraiko ianareo rehefa tapitra ny 70 taona ijanonanareo any Babylona,+ dia hotanterahiko ny fampanantenako, ka haveriko eto amin’ity toerana ity ianareo.’+