Eksodosy 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary noraisiny ny bokin’ny fifanekena ka novakiny mafy tamin’ny vahoaka.+ Dia hoy izy ireo: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay, ary hankatò azy.”+
7 Ary noraisiny ny bokin’ny fifanekena ka novakiny mafy tamin’ny vahoaka.+ Dia hoy izy ireo: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay, ary hankatò azy.”+