-
Genesisy 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary nalain’i Abrama daholo izany, dia nozarainy roa avy, ka ny ilany nataony teo amin’ny andaniny, ary ny ilany teo amin’ny ankilany.* Ny vorona kosa tsy notetehiny.
-
-
Genesisy 15:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Rehefa nilentika ny masoandro ka lasa maizina be ny andro, dia nisy lafaoro midona-tsetroka nipoitra. Nisy fanilo mirehitra koa nandalo teo anelanelan’ireo biby nozaraina roa.
-