Isaia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Efa nanadino an’ilay Andriamanitra+ mpamonjy anao mantsy ianao,Sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy,+ ilay manda miaro anao. Izany no antony anaovanao saha tsara tarehy,*Sy ambolenao tsimoka avy any an-tany hafa.* Hosea 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nanadino ny Mpanao azy+ ny Israely, ka nanorina tempoly be dia be,+Ary ny Joda vao mainka nanao tanàna be dia be, sady nasiany manda ireny.+ Handefasako afo anefa ireny tanàna ireny,Ka ho levon’ny afo ny tilikambon’ny tanàna tsirairay.”+ Hosea 13:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Voky izy ireo rehefa nentina teny amin’ny tany be vilona.+Voky izy ireo ka lasa niavonavona, Dia hadinony aho.+
10 Efa nanadino an’ilay Andriamanitra+ mpamonjy anao mantsy ianao,Sady tsy nahatsiaro an’ilay Vatolampy,+ ilay manda miaro anao. Izany no antony anaovanao saha tsara tarehy,*Sy ambolenao tsimoka avy any an-tany hafa.*
14 Nanadino ny Mpanao azy+ ny Israely, ka nanorina tempoly be dia be,+Ary ny Joda vao mainka nanao tanàna be dia be, sady nasiany manda ireny.+ Handefasako afo anefa ireny tanàna ireny,Ka ho levon’ny afo ny tilikambon’ny tanàna tsirairay.”+
6 Voky izy ireo rehefa nentina teny amin’ny tany be vilona.+Voky izy ireo ka lasa niavonavona, Dia hadinony aho.+