Levitikosy 26:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo. Jeremia 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Efa hitanareo ny loza rehetra nataoko tamin’i Jerosalema+ sy ny tanàna rehetra any Joda. Rava tanteraka izy ireo ankehitriny, sady tsy misy mponina.+
33 Haparitako any amin’ireo firenena ianareo,+ ary hanatsoaka sabatra hanenjehana anareo aho.+ Dia tsy hisy mponina ny taninareo,+ ary ho rava ny tanànanareo.
2 “Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Efa hitanareo ny loza rehetra nataoko tamin’i Jerosalema+ sy ny tanàna rehetra any Joda. Rava tanteraka izy ireo ankehitriny, sady tsy misy mponina.+