Jeremia 32:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nanome lamosina ahy foana izy ireo, fa tsy nanatrika ahy.+ Tsy nisy nihaino mba handray anatra izy ireo, na dia niezaka nampianatra azy imbetsaka* aza aho.+
33 Nanome lamosina ahy foana izy ireo, fa tsy nanatrika ahy.+ Tsy nisy nihaino mba handray anatra izy ireo, na dia niezaka nampianatra azy imbetsaka* aza aho.+