2 Mpanjaka 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema+ izy. Zebida no anaran-dreniny, ary zanak’i Pedaia avy any Romaha izy io.
36 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema+ izy. Zebida no anaran-dreniny, ary zanak’i Pedaia avy any Romaha izy io.