Jeremia 26:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa nahare an’izany teny izany ny andrianan’ny Joda, dia niakatra avy any amin’ny tranon’ny* mpanjaka mba hankany amin’ny tranon’i Jehovah. Ary nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao amin’ny tranon’i Jehovah+ izy ireo.
10 Rehefa nahare an’izany teny izany ny andrianan’ny Joda, dia niakatra avy any amin’ny tranon’ny* mpanjaka mba hankany amin’ny tranon’i Jehovah. Ary nipetraka teo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady vaovao amin’ny tranon’i Jehovah+ izy ireo.