-
Jeremia 36:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia nankany amin’ny mpanjaka tao an-tokotany ireo andriana, fa ilay horonam-boky kosa navelany tao amin’ny efitr’i Elisama mpitan-tsoratra. Ary nolazain’izy ireo tamin’ny mpanjaka izay rehetra henony.
-