-
Jeremia 36:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary nomen’ny mpanjaka baiko i Jeramela zanaky ny mpanjaka sy Seraia zanak’i Azriela ary Selemia zanak’i Abdela, mba hisambotra an’i Baroka mpitan-tsoratra sy Jeremia mpaminany. Nafenin’i Jehovah+ anefa izy roa lahy.
-