FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 25:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona, sy Zefania+ mpisorona lefitra, ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+

  • 2 Mpanjaka 25:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla, tany Hamata.+ Koa nesorina tao amin’ny taniny ny Joda ka natao sesitany.+

  • Jeremia 21:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nahazo hafatra avy tamin’i Jehovah i Jeremia, rehefa nirahin’i Zedekia+ Mpanjaka ho any aminy i Pasora+ zanak’i Malkia sy Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia, mba hilaza hoe: 2 “Mba anontanio i Jehovah hoe inona no hitranga amintsika, fa miady amintsika i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.+ Angamba hanao zavatra iray mahatalanjona ho antsika indray i Jehovah hoatran’ny efa nataony, mba hialan’i Nebokadnezara eto amintsika.”+

  • Jeremia 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Nandefa taratasy tamin’ny anaranao ianao, ho an’ny olona rehetra eto Jerosalema sy ho an’i Zefania+ mpisorona zanak’i Mahaseia ary ho an’ny mpisorona rehetra, nilaza hoe:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara