Jeremia 34:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda sy ny andrianany, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* ary ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay efa niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+
21 Ary i Zedekia mpanjakan’ny Joda sy ny andrianany, dia hatolotro eo an-tanan’ny fahavalony sy ireo mitady hamono azy* ary ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona,+ izay efa niala teo aminareo ka tsy nanafika anareo indray.’+