FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 26:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fantaro tsara anefa fa raha mamono ahy ho faty ianareo, dia mamono olona tsy manan-tsiny, ka ho meloka ho nandatsa-dra ianareo sy ity tanàna ity ary ny mponina ato. I Jehovah mihitsy mantsy no naniraka ahy hilaza ny teny rehetra renareo teo!”

  • Jeremia 38:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nivoaka avy tao an-tranon’ny* mpanjaka àry i Ebeda-meleka ka niteny taminy hoe: 9 “Ry mpanjaka tompoko ô! Tena ratsy ny zavatra nataon’ireny lehilahy ireny tamin’i Jeremia mpaminany! Natsipiny ao amin’ny lavaka fanangonan-drano izy. Ho faty mosary ao izy satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara