FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nanarakaraka azy i Palala zanak’i Ozay, izay nanamboatra ny simba tandrifin’ny Andry Manohana ny Manda sy tandrifin’ilay tilikambo mikambana amin’ny Tranon’ny Mpanjaka,*+ dia ilay eo ambony ao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+ Ary nanarakaraka azy i Pedaia zanak’i Parosy.+

  • Jeremia 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nanao fahirano an’i Jerosalema ny tafiky ny mpanjakan’i Babylona tamin’izay fotoana izay. I Jeremia mpaminany kosa nigadra tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ teo amin’ny tranon’ny* mpanjakan’ny Joda.

  • Jeremia 33:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Tamin’i Jeremia mbola nogadraina tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina,+ dia niteny taminy fanindroany i Jehovah hoe:

  • Jeremia 38:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nosintonin’izy ireo tamin’ny tady i Jeremia ka nampiakariny avy tao amin’ilay lavaka fanangonan-drano. Dia nijanona tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ i Jeremia.

  • Jeremia 38:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nijanona tao amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina+ i Jeremia mandra-pahatongan’ny andro nahazoan’ny Kaldeanina an’i Jerosalema. Mbola tao izy rehefa azon’izy ireo i Jerosalema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara