2 Mpanjaka 23:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Lasa mpanjaka i Joahaza+ tamin’izy 23 taona, ary nanjaka telo volana tany Jerosalema izy. Hamotala+ no anaran-dreniny, ary zanak’i Jeremia avy any Libna izy io. 2 Mpanjaka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nogadrain’i Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy ilay tany, dia volafotsy 100 talenta* sy volamena iray talenta.+
31 Lasa mpanjaka i Joahaza+ tamin’izy 23 taona, ary nanjaka telo volana tany Jerosalema izy. Hamotala+ no anaran-dreniny, ary zanak’i Jeremia avy any Libna izy io.
33 Nogadrain’i Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy ilay tany, dia volafotsy 100 talenta* sy volamena iray talenta.+