Jeremia 38:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Henon’i Ebeda-meleka+ Etiopianina, tandapa tao an-tranon’ny* mpanjaka, fa nalefan’izy ireo tao anaty lavaka fanangonan-drano i Jeremia. Nipetraka teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ ny mpanjaka tamin’izay.
7 Henon’i Ebeda-meleka+ Etiopianina, tandapa tao an-tranon’ny* mpanjaka, fa nalefan’izy ireo tao anaty lavaka fanangonan-drano i Jeremia. Nipetraka teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina+ ny mpanjaka tamin’izay.