22 Nampanantsoin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra tsy an-kanavaka. Dia nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i Basa an’i Rama, ka ireny no nampiasain’i Asa Mpanjaka hanorenana* an’i Geban’i+ Benjamina sy Mizpa.+
6 Nentin’i Asa Mpanjaka avy eo ny Joda rehetra, ka nalain’izy ireo ny vato sy ny hazo nanorenan’i+ Basa an’i Rama.+ Dia ireny no nampiasain’i Asa hanorenana* an’i Geba+ sy Mizpa.+