-
Jeremia 41:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nandeha izy ireo ka nijanona teo amin’ny toeram-pilasian’i Kimama, teo akaikin’i Betlehema.+ Nieritreritra ny ho any Ejipta izy ireo,+ 18 noho ny amin’ny Kaldeanina. Natahotra an’ireo Kaldeanina mantsy izy ireo, satria novonoin’i Ismaela zanak’i Netania i Gedalia zanak’i Ahikama, ilay notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra an’ilay tany.+
-