Ezekiela 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ho maizina ny andro ao Tapanesa, rehefa tapahiko ny ziogan’i Ejipta.+ Dia hifarana hatreo ilay heriny izay nireharehany.+ Ho rakotry ny rahona izy, dia ho lasa babo ny ao an-tanànany.+
18 Ho maizina ny andro ao Tapanesa, rehefa tapahiko ny ziogan’i Ejipta.+ Dia hifarana hatreo ilay heriny izay nireharehany.+ Ho rakotry ny rahona izy, dia ho lasa babo ny ao an-tanànany.+