FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 44:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hoy koa ireo vehivavy: “Angaha moa izahay tsy efa nangataka alalana tamin’ny vadinay, rehefa nanao sorona ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra,* sy nandraraka fanatitra zava-pisotro ho azy? Nangataka alalana izahay vao nanao mofo mitovy bika amin’ilay andriamanibavy mba hatao fanatitra, sy nandraraka fanatitra zava-pisotro ho azy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara