18 Maka kitay ny ankizy ary mandrehitra afo ny rainy, dia ny vehivavy mamolavola koba mba hanaovana mofo atao fanatitra ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra.+ Mandraraka fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa koa izy ireo, mba hampahatezitra ahy.+