FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 29:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Tsy maintsy ho gaga ianareo ka ho gina tsy mahateny.+

      Ho jamba ianareo ka tsy hahita.+

      Mamo izy ireo nefa tsy noho ny divay,

      Ary mivembena nefa tsy noho ny toaka.

      10 Fa efa nataon’i Jehovah renoky ny torimaso lalina ianareo.+

      Dia akimpiny ny masonareo, izany hoe ny mpaminany,+

      Ary saronany ny lohanareo, izany hoe ny mpahita fahitana.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara