FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hampiasa afo i Jehovah rehefa mampihatra didim-pitsarana,

      Ary hampiasa ny sabany izy mba handringanana ny olombelona* rehetra.

      Dia ho be dia be no ho voaringan’i Jehovah.

  • Jeremia 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+

  • Jeremia 25:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ny mpanjaka rehetra any avaratra, na lavitra na akaiky, izay hifandimby hisotro an’ilay izy, ary ny fanjakana hafa rehetra eto ambonin’ny tany. Aorian’izy ireo, dia hisotro an’ilay izy koa ny mpanjakan’i Sesaka.*+

  • Zefania 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 ‘Koa miandrasa* ahy’,+ hoy i Jehovah,

      ‘Mandra-pahatongan’ny andro hitsanganako handroba.*

      Fa izao no didim-pitsarako: Hangoniko ireo firenena ary hovoriko ireo fanjakana,

      Dia hisafoaka amin’izy ireo aho ka hanampatra ny hatezerako rehetra aminy.+

      Fa toy ny afo ny fahatezerako ka handevona ny tany manontolo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara