-
Ezekiela 27:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana an’i Tyro,+
-
-
Ezekiela 27:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Avy any Persa sy Loda ary Pota+ ny lehilahy ao amin’ny tafikao, izany hoe ny lehilahy mpiady nampiasainao.
Nahanton’izy ireo teo aminao ny ampingany sy ny fiarovan-dohany, ka nataony lasa be voninahitra ianao.
-