-
Ezekiela 30:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 “Ry zanak’olona, notapahiko ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta. Dia tsy hofonosina ilay izy ka tsy ho sitrana. Tsy hasiana fehy lamba koa ilay izy ka tsy hahavita hitana sabatra.”
-