-
Josoa 19:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Ary nitohy hatrany Tabara+ sy Sahazoma ary Beti-semesy izany, ka nifarana teo amin’ny Reniranon’i Jordana, izany hoe tanàna 16 sy ny tanàna keliny.
-
-
Mpitsara 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary naniraka olona ho any amin’i Baraka+ zanak’i Abinoama tany Kedesi-naftaly+ i Debora, mba hiteny aminy hoe: “Efa nandidy anao i Jehovah Andriamanitry ny Israely hoe: ‘Mandehana any amin’ny Tendrombohitra Tabara, ary makà lehilahy 10 000 eo amin’ny taranak’i Naftaly sy Zebolona mba hiaraka aminao.
-