-
1 Mpanjaka 18:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Dia niakatra i Ahaba mba hihinana sy hisotro. Fa i Elia kosa niakatra teo an-tampon’i Karmela, dia niankohoka tamin’ny tany, ka nataony teo anelanelan’ny lohaliny ny tarehiny.+
-