Nahoma 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Angaha ianao tsara noho i No-amona,*+ ilay teo amoron’ny lakandranon’i Neily?*+ Voahodidin’ny rano izy,Ary ny ranomasina no harenany sady nataony manda.
8 Angaha ianao tsara noho i No-amona,*+ ilay teo amoron’ny lakandranon’i Neily?*+ Voahodidin’ny rano izy,Ary ny ranomasina no harenany sady nataony manda.