Nomery 32:37, 38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona,+ Elale,+ Kiriataima,+ 38 Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Naorin’izy ireo indray ireo tanàna ireo ka nomeny anarana vaovao.
37 Ny taranak’i Robena kosa nanorina an’i Hesbona,+ Elale,+ Kiriataima,+ 38 Nebo+ sy Bala-meona+ izay samy novana anarana, ary Sibma. Naorin’izy ireo indray ireo tanàna ireo ka nomeny anarana vaovao.