-
Jeremia 8:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Heno avy any Dana ny fiefonefon’ny soavalin’ny fahavalo.
Mihovotrovotra ilay tany manontolo
Rehefa maheno ny feon’ireo soavalilahy mikiakiaka.
Tonga ny fahavalo ka mandripaka an’ilay tany sy izay rehetra ao aminy,
Dia ny tanàna sy ny mponina ao.”
-