Amosa 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia handefasako afo any Moaba,Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Keriota.+Ao anatin’ny tabataba be i Moaba no ho faty.Hisy hanao hiakan’ady sy hitsoka anjombona koa amin’izay.+
2 Dia handefasako afo any Moaba,Ka ho levon’ny afo ny tilikambo voaro mafy ao Keriota.+Ao anatin’ny tabataba be i Moaba no ho faty.Hisy hanao hiakan’ady sy hitsoka anjombona koa amin’izay.+