-
Jeremia 48:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ny zava-bitanao sy ny harenanao no natokisanao,
Ka ho lasa babo koa ianao.
Ary hatao sesitany i Kemosy,+
Sy ny mpisorony ary ny andrianany.
-