FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Obadia 2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 “Ataoko tsy misy dikany ianao eo amin’ireo firenena;

      Ary tena atao tsinontsinona.+

       3 Nirehareha loatra ny fonao ka voafitaka ianao,+

      Ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefaky ny harambato,

      Sy mipetraka eny amin’ny toerana avo, ka mieritreritra hoe:

      ‘Iza no hahavita hampidina ahy eny amin’ny tany?’

       4 Na ataonao avo hoatran’ny an’ny voromahery aza ny tranonao,*

      Ary na ataonao eny amin’ny kintana aza ny akaninao,

      Dia avy eny no hampidinako anao”, hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara