FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Koa niakatra nitsikilo an’ilay tany izy ireo, hatrany amin’ny tany efitr’i Zina+ ka hatrany Rehoba,+ tany akaikin’i Lebo-hamata.*+

  • 2 Mpanjaka 17:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Dia nitondra olona avy any Babylona, Kota, Ava, Hamata, ary Sefarvaima+ ny mpanjakan’i Asyria, ary napetrany hisolo ny Israelita tao amin’ireo tanànan’i Samaria ireo olona ireo. Dia lasan’izy ireo i Samaria, ka nipetraka tao amin’ireo tanàna tao izy ireo.

  • Zakaria 9:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fanambarana:

      “Manameloka ny tany Hadraka ny tenin’i Jehovah,

      Ary i Damaskosy no kendreny.*+

      Fa mijery ny olombelona ny mason’i Jehovah,+

      Sady mijery ny foko rehetran’ny Israely.

       2 Melohiny koa i Hamata+ izay eo amin’ny sisin-taniny,

      Ary Tyro+ sy Sidona,+ fa mihevi-tena hoe hendry be.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara