- 
	                        
            
            Jeremia 9:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
10 Hitomany sy hitaraina noho ny amin’ny tendrombohitra aho,
Ary hanao hira fisaonana noho ny amin’ny kijana any an-tany efitra.
Fa may ireny ka tsy misy olona mandalo intsony eny,
Sady tsy misy feona biby fiompy heno intsony.
Nandositra ny voro-manidina sy ny bibidia, ka efa lasa daholo.+
 
 -