35 ‘Hifotitra amin’i Babylona anie ny herisetra nataony tamiko sy tamin’ny vatako!’, hoy ny mponin’i Ziona.+
Milaza koa i Jerosalema hoe: ‘Hivaly amin’ny mponin’i Kaldea anie ny rako!’”
36 Koa izao no lazain’i Jehovah:
“Hiady ho anao eo amin’ny fitsarana aho,+
Ka hamaly izay nataony taminao.+
Hataoko ritra ny ranomasiny ary hataoko maina ny lavadranony.+