Jeremia 51:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mandosira ka mialà ao Babylona,Ary vonjeo ny ainareo!+ Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo! Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah. Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+ Jeremia 51:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.
6 Mandosira ka mialà ao Babylona,Ary vonjeo ny ainareo!+ Aoka tsy ho faty noho ny fahadisoany ianareo! Fa tonga ny fotoana famalian’i Jehovah. Izay nataon’i Babylona ihany no avaliny azy.+
11 “Ataovy maranitra ny zana-tsipìka.+ Raiso ny ampinga boribory.* Nentanin’i Jehovah ireo mpanjakan’ny Medianina,+Satria mikasa handrava an’i Babylona Izy. Fa hamaly ny nataony i Jehovah, dia ny nandravana ny tempoliny.