FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 14:5, 6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Notapahin’i Jehovah ny tsorakazon’ny ratsy fanahy

      Sy ny tehin’ny mpitondra,+

       6 Dia ilay misafoaka sady mikapoka vahoaka tsy an-kijanona,+

      Ary tezitra sady manjakazaka amin’ireo firenena ka manenjika azy foana.+

  • Jeremia 51:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “Kibay eny an-tanako ianao, fitaovam-piadiako,

      Satria ianao no hampiasaiko hanorotoroana firenena.

      Ianao no hampiasaiko handravana fanjakana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara