FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 51:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 “Azon’ny fahavalo i Sesaka!*+

      Azony tokoa ilay Derain’ny tany manontolo!+

      Hihorohoro ny firenena mahita an’izay hanjo an’i Babylona!

  • Apokalypsy 18:15, 16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Hijoro lavidavitra ny mpivarotra izay nivarotra an’ireny, dia izay nahazo harena avy taminy. Matahotra mantsy izy ireo sao hiara-mijaly aminy. Hitomany sy halahelo izy ireo, 16 sady hiteny hoe: ‘Indrisy! Indrisy, ry ilay tanàna lehibe nanao akanjo vita amin’ny lamba rongony tena tsara sy lamba volomparasy ary lamba mena midorehitra, sady niravaka volamena sy vatosoa ary perla be dia be!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara