Jeremia 51:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy miady intsony ireo miaramila ao Babylona. Mipetraka ao amin’ireo toerana voaro mafy izy ireo. Mihena ny heriny.+ Lasa toy ny vehivavy+ izy ireo. Nodorana ny trano fonenana ao aminy. Tapaka ireo bara hidiny.+
30 Tsy miady intsony ireo miaramila ao Babylona. Mipetraka ao amin’ireo toerana voaro mafy izy ireo. Mihena ny heriny.+ Lasa toy ny vehivavy+ izy ireo. Nodorana ny trano fonenana ao aminy. Tapaka ireo bara hidiny.+