-
Isaia 13:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Matahotra be+ ny vahoaka.
Tratran’ny fanintona izy ireo,
Sady manaintaina hoatran’ny vehivavy mihetsi-jaza.
Mifampijery izy ireo sady mihorohoro,
Ary boramena ny tarehiny satria mitebiteby izy.
-